Nino mafy ny fampanantenan’Andriamanitra i Josoa sy Kaleba.
Na dia nisy olona vaventibe tao Kanana aza, izay nampanantenain’Andriamanitra, dia nino an’i Josoa sy Kaleba fa hanome izany ho azy ireo tokoa Andriamanitra.
Tahaka an’i Kaleba izay tsy nisalasala nandeha nandresy ny tany nampanantenaina na dia teo amin’ny 85 taonany aza, amin’izao vanim-potoana izao, dia tokony hanantena ny lanitra manana finoana mitovy amin’i Josoa sy Kaleba koa isika.
Tahaka ny niarahan’Andriamanitra an’i Josoa sy Kaleba nandritra ny diany nankany Kanana, dia afaka mahatsapa isika androany fa i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny dia manokatra mandrakariva ny lalan’ny filazantsaran’ny Fiangonan’Andriamanitra hivelatra haingana eran’izao tontolo izao.
[D]ia tsy ho tonga mihitsy any amin'ny tany izay nananganako tanana hamponenana anareo, afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone, sy Josoa, zanak'i Nona.
Nomery 14:30
Ary rehefa maty Mosesy, mpanompon'i Jehovah, dia hoy Jehovah tamin'i Josoa, zanak'i Nona, mpanompon'i Mosesy:
. . . Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hampandova ity firenena ity ny tany izay nianianako tamin'ny razany homena azy. . . .
fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao.
Josoa 1:1–9
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy