Misy tontolo misy singa fototra tsy hitan'ny mason'olombelona, ary tontolo iray antsoina hoe Volana izay—noho ny fahasamihafan'ny hery misintona—afaka mampiasa hery mihoatra ny enina heny noho ny Tany ianao.
Toy izany koa, ny fanjakan’ny lanitra, izay tarihin’i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny, dia tena misy tokoa.
Rehefa mahatsapa ny tontolon’ny finoana izay iasan’Andriamanitra Tsitoha isika, dia afaka mahatsapa fahagagana izay azo avy amin’ny finoana, toy ny fisarahan’ny Ranomasina Mena, ny fandresen’i Gideona sy ny fianjeran’i Jeriko ary ny fanasitranana jamba roa lahy.
Ary rehefa niditra tao an-trano Izy, dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va ianareo fa mahay manao izany Aho? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko. Dia nanendry ny masony Izy ka nanao hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo. Dia nahiratra ny masony; . . . Matio 9:28–30
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy