Maminany ny Baiboly fa ny Jerosalema eto an-tany dia naorin’Andriamanitra ho aloka mba hanambara amintsika ny tena zava-misy, dia Jerosalema ara-panahy, Reny Ara-lanitra.
Noho izany, ao ambadiky ny zava-dehibe apetraky ny olona maro amin'ny fivahiniana masina any Jerosalema dia ny hevitra hoe tsy maintsy mankany Jerosalema isika, Andriamanitra Reny.
Mpaminany maro no naminany fa tonga amin’ny fiverenana any Jerosalema Reny ny famonjena, ary nilaza koa i Kristy Ahnsahnghong hoe: “Manaraka an’i Reny Aho.”
Noho izany, raha namaky sy nihaino ireo teny ireo ianao dia tsy maintsy manatona an’Andriamanitra Reny araka ireo fampianarana ireo mba hotahian’Andriamanitra.
Fa Jerosalema any ambony kosa, izay renintsika, dia tsy mba andevo.
Galatiana 4:26
Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin'ny ranon'aina.
Apokalypsy 22:17
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy