Koa satria miaina ao anatin’ny tontolo feno fanaintainana sy fijaliana ary fitarainana ny olombelona ankehitriny, dia tian’Andriamanitra ny hanome antsika ny fanjakan’ny lanitra izay tsy misy fahafatesana, na fanaintainana, na fitarainana intsony, fa ny fifaliana mandrakizay sy ny hafaliana ary ny fahasambarana dia mitobaka—izany no fiheverenan’Andriamanitra.
Nanorina ny fanekena vaovao Andriamanitra mba hanomezana ny olombelona ny fanjakan’ny lanitra mandrakizay ho lova.
Ny tsiambaratelon’ny fitahirizana fitahiana ao amin’ny fanjakan’ny lanitra dia ny fitandremana ireo fety toy ny Sabata sy ny Paska manaraka an’i Kristy Ahnsahnghong, izay tonga ho Mpanalalana amin’ny fanekena vaovao, sy Andriamanitra Reny, izay tena zava-misy amin’ny fanekena vaovao.
Jehovah, Tompon'ny maro, efa nianiana hoe: Araka izay noheveriko no hatao aminy, Ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy,
Isaia 14:24
Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha.
Apokalypsy 21:4
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy