Ny fiangonana rehetra dia miombon-kevitra amin’ny fiantsoana an’Andriamanitra ho “Ray” na inona na inona fivavahany.
Nandritra ny tantara dia Andriamanitra iray ihany no nivavaka sy ninoan’ny olombelona, dia Andriamanitra Ray, fa ny Baiboly dia nampianatra antsika ombieny fa mba hahazoan’ny olombelona fiainana sy hidirana ao amin’ny fanjakana mandrakizay any an-danitra, dia tena ilaina ny fisian’Andriamanitra Reny.
Nahary ny hazandrano any an-dranomasina, ny biby an-tany, ny voro-manidina any amin’ny lanitra, ny tontolon’ny zava-maniry, eny fa na dia ny olombelona aza, mba hahazo aina amin’ny alalan’ny reny, ka nikasa ny hahatsapantsika an’Andriamanitra Reny izay manome aina amin’ny alalan’ny fiahian’ny zavatra rehetra.
Hianao, Tomponay sy Andriamanitray, no miendrika handray ny voninahitra sy ny haja ary ny hery; Fa Hianao no nahary ny zavatra rehetra, Ary noho ny sitraponao no nahanisy sy nahary azy.
Apokalypsy 4:11
Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy.
Genesisy 1:27
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy