Noroahina avy tany an-danitra ny olona rehetra teto amin'izao tontolo izao noho ny fahotana lehibe izay mitarika ho amin'ny fahafatesana. Noho izany, tsy maintsy tadidintsika mandrakariva fa mpanota isika, ka tsy miavonavona, tsy mety manaraka izao tontolo ratsy izao, ary miaina fiainana feno fibebahana mba ho voavonjy amin'ny fitsarana izay ho avy rehefa afaka ny fahafatesantsika ara-batana.
Ireo izay efa nibebaka marina dia manokana ny fony ihany koa hitarika ny hafa ho amin'ny fibebahana. Tahaka ny nanehoana ny tena reny sy ny reny sandoka tamin'ny alalan'ny fihetsiny tao amin'ny fitsaran'i Solomona, dia toy izany koa ireo izay efa nahatratra ny fibebahana izay mitarika ho amin'ny famonjena dia mampiseho ny ao am-pony amin'ny alalan'ny fihetsiny.
tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka. Lioka 5:32
Tsia, hoy Izaho aminareo; fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra. Lioka 13:5
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy